|
|
|
|

Entry (1/2)1  atsinanana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Space
Explanations in Malagasy  4  Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [1.1]
Explanations in English  5  the east; atinanana is used in provinces. [1.2]
6  the east [1.7]
Explanations in French  7  est [1.3#66, 1.8]
Examples  8  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
9  Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adverbs :
Other spellings  16  atinanana
Compound words 
Ethnonyms 
Toponyms 
Hyperonym 
Holonym 
Proverbs  21  Proverbs containing the word atsinanana

Entry (2/2)22  Atsinanana
Part of speech  23  name (toponym)
Vocabulary  24  Politique
Explanations in Malagasy  25  faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1]
Hyperonym 
Tables and plates  26  Full list
27  The twenty-two regions
Illustrations 
28 

Anagrams  29  Atsinanana, atsinanana, Atsinanana, atsinanana

Updated on 2024/09/23