|
|
|
|

Entry (1/3)1  aritra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Health
Explanations in French  4  convalescence, guérison [1.3]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Names :

Entry (2/3)7  aritra
Part of speech  8  participle
Explanations in Malagasy  9  Zaka, lefitra, toha [1.1]
Explanations in English  10  endured, borne [1.7]
Explanations in French  11  supportable [1.3, 1.8]12  supporté [1.8]
Examples  13  Tsy aritro intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy ka hiala aho. [1.1]
14  Tsy aritro ny hainandro (Je ne puis supporter l'ardeur du soleil) [1.3#62]
15  Tsy aritra anefa ireto teniny kely momba ny tsena ireto: « Izao no lazaiko anareo mpandafo hena. [2.298]
16  Kanefa tsy aritra izany fiandrasana izany ka ny fihinanana ny akoho amam-borona no ntao hoe Fotsiaritra izany hoe Fo tsy aritra. [2.508]
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
Compound words 

Anagrams  21  aritra, raitra, riatra

Updated on 2020/07/31