|
|
|
|

Entry (1/2)1  antsisy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  (dihy) mikisakisaka mamela-tanana miankavia miankavanana iny: milahatra mifanatrika, ka raha mandihy: mafandipatra hatrany. Ny ato, miankavia; fa ny eroa, miankavanana. [Bezanozano] [2.245#91]

Updated on 2020/07/31