Entry (1/3) | 1 antsetra |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Botany: grass |
Explanations in Malagasy |
4 Ampemby [1.78] |
Toponyms |
|
Entry (2/3) | 6 antsetra |
Part of speech | 7 noun |
Vocabulary |
8 Tools |
Explanations in Malagasy |
9 Lefona, firombaka [1.78] 10 Vy miendrika lelan' angady kely izay atsatoka eo andohan' ny tehina na amin' ny vody lefona mba hanavesabesatra azy ka hahamora ny fikendrena mahitsy aminy [1.1] 11 Honkon' ny zarandefona na angady [1.1] 12 Angady kely fihevoana voly [1.13] |
Explanations in English |
13 A piece of iron like a small spade-blade put on the lower part of a spear-handle as a balance or ornament. [1.2] |
Explanations in French |
14 Pioche. [1.19] 15 Binette [1.13] |
Entry (3/3) | 16 antsetra |
Part of speech | 17 adjective |
Explanations in Malagasy |
18 Manga [1.78] |
Updated on 2020/07/31 |