Entry | 1 antongomby |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Game |
Explanations in Malagasy | 4 Karazana diamanga sahala amin' ny antsatoka, fa izy kosa tsy mba ny ombalahintongotra no mamely fa ny faladia [1.1] |
Explanations in English | 5 [omby, an ox.] The act of jumping against an antagonist in the play of diamanga, so as to strike him with the feet. [1.2] |
Updated on 2024/08/17 |