|
|
|
|

Entry1  angole
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Karazana lalao kanety izay toy izao no filalao azy: tazonina amin' ny ankibe sy fanondro ary fanondroadala amin' ny tanana havia ny kanety ary tsipindina amin' ny fanondroadalan' ny tanan-kavanana kosa [1.1]

Updated on 2020/07/31