|
|
|
|

Entry1  angidina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  4  bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [1.1]
Explanations in English  5  a species of dragon-fly. Libellula sp. [1.2]6  a dragonfly [1.7]
Explanations in French  7  libellule [1.8]
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  11  Proverbs containing the word angidina

Anagrams  12  adingina, angidina

Updated on 2020/07/31