|
|
|
|

Entry (1/2)1  ange
Part of speech  2  particule
Explanations in Malagasy  3  Kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy ange! Avia ange! Nahoana ange hianao no tsy mba nandeha! Jereo ange! Ahoana ange izany teninao? [1.10#A.253]
4  Kian-teny kely enti-manintona ny sain' olona iresahana ka mitaona azy amim-piangentsanana kely hanao zavatra na hanatona: Jereo ange itỳ sariko ~ Avia ange hilazako zavatra e! [1.1]
5  Raha aorian' ny mpamaritra matoanteny manontany ny ange dia manamafy kely ny fanontaniana amim-pomba somary miangentsana: Nahoana ange no tsy valianao ny fanontaniako? [1.1]
Explanations in English  6  Used to soften commands: Jereo ange (Look) [1.7]
Explanations in French  7  Qui sert à adoucir les commandes: Jereo ange (Regardez un peu!) [1.8]
Examples  8  Ahoana ange izany? [2.285#]
9  Andramo kely ange! [2.528#]
10  Jereo ange, hoy izy. [2.499#]
11  Manahoana ange leiroa? [2.1022#]
Other spellings  12  angea, angeha
Compound words 
Tables and plates  14  All the particles

Entry (2/2)15  ange
Part of speech  16  noun
Vocabulary  17  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  18  anjely: L'ange gardien (Ny anjely mpiambina) [1.4]
19  Olona madio fo, olona lavorary [1.4]
20  anjely [1.9]
21  Olona tsara fanahy dia tsara fanahy. [1.9]

Anagrams  22  ange, enga, gena

Updated on 2023/08/22