Entry | andefimandry | |
Elementary words | andefitra ; mandry | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ny vady marina aradalàna, mifanohitra amin' ny vazo na sakaiza [1.1] | |
Explanations in English | A bed-fellow; a wife; the one lying on the inner side of the bed or mat. [1.2] | |
A wife [1.7] | ||
Explanations in French | épouse, conjoint [1.8] | |
Examples | Na zanaka nateraka aza, hoy ny fihorakoraky ny ambanilanitra, na vady andefimandry aza: raha mitady hana-ratsy ity tany ity, tsy ianao no mamono azy fa ny lalàna, ka laninay ambaniandro!
[2.298] | |
Vocabulary | Relationships: family | |
Proverbs | Proverbs containing the word andefimandry | |
Updated on 2023/12/02 |