Entry |
anamalaho
|
Elementary words | ana- ;
malaho |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces) Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy [1.1]
|
Explanations in English | Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe,
anamalahokely, etc.
[1.2]
|
| A strong aromatic leafy vegetable [1.7]
|
Explanations in French | Herbe potagère au goût aromatique amer [1.8]
|
Scientific name | Spilanthes oleraces |
Examples |
1 | Ary ny Anamalaho sy ny Ambiaty koa dia toa tsy misy fitoviany akory raha araka ny fijerintsika azy, nefa miray toko izy roa.
[1.357]
|
2 | Tsy nisy nataotao foana ny zavatry ny fiainana fahiny, ary nankatoavina, ka nanjary anamalaho sy havozo teo amin' ny fiainana
[2.245]
|
|
Vocabulary |
Phytonyms |
|
Proverbs |
|