|
|
|
|

Entry1  ampovoany (any)
Part of speech  2  noun or adverb
Vocabulary  3  Space
Explanations in English  4  in the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [1.2]
Explanations in French  5  le milieu, le centre [1.3]
6  au milieu, au centre [1.3]
Examples  7  Onisoa ao ampovoany, Vohidahy no renivohitra; [2.508]
8  Nony tonga teo ampovoany, hono, dia nilentika tampoka ny lakana. [2.499]
9  Fa ny any ampovoany, izay maty maty, izay velona velona, fa tsy misy hizaha sy hanome fanafody any. [2.472]
Synonyms  10  afovoany

Updated on 2022/03/14