|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambivitra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1]
Explanations in English  5  pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2]
Explanations in French  6  jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3]
Other spellings  7  ankambivitra

Entry (2/2)8  ambivitra (any)
Part of speech  9  adjective
Explanations in Malagasy  10  Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady 11  Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1]
Synonyms  12  avivitra
Compound words 

Updated on 2020/07/31