|
|
|
|

Entry1  ambiroa
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan' ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian' ny fahafatesana kosa; voalaza fa a) na dia mbola velona aza ny vatana dia mety hialan' ny ambiroa vetivety, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana hoe: lasa ambiroa, mampody' ambiroa; b) na ny biby aza dia voalaza fa misy ambiroa; d) rehefa maty ny olona dia manan-toerana alehany ny ambiroa, dia anỳ Ambondrombe izany [1.1]
Explanations in English  5  The ghost of the dead, the spirit of the living. [ar arruh.] See ombiroa. [1.2]
6  The "second soul"; a ghost [1.7]
Explanations in French  7  La "seconde âme"; fantôme [1.8]
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word ambiroa

Anagrams  10  ambirao, ambiroa, aribamo

Updated on 2023/08/11