|
|
|
|

Entry1  ala nenina
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana, fanaovana izay tsy hisian' ny nenina [1.1]
Explanations in English  5  freedom from regret or remorse. See ala fo, and afa-nenina. [1.2]
Explanations in French  6  action de faire le possible pour en avoir le coeur net [1.3]
Examples  7  Be rahateo ny lany tamin' ny alanenina farany ho fitanana ny ain-dRainitoandro; [2.470#]
8  Efa hitantsika, raha ny amin' ny mpanandro, fa na tenany na ny olona dia samy tsy nisy tena natoky marina izay fanandroana: alanenina, ka natao! [2.296#]
Elementary words  9  ala, nenina
Proverbs  10  Proverbs containing the word ala nenina

Updated on 2023/01/21