|
|
|
|

Entry1  ajoro (joro)
Part of speech  2  passive verb
Vocabulary  3  Geography: topography
Explanations in Malagasy  4  Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao [1.1]
5  Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1]
6  Atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13]
Explanations in French  7  Mettre debout; mettre en station [1.13]
Examples  8  Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony; [4.27#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2023/01/19