|
|
|
|

Entry1  aingitraingitra (aingitra)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra [1.1]
Explanations in English  5  capricious desires [1.7]
Explanations in French  6  désirs capricieux, caprices [1.8]
Examples  7  Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany [2.472]
Derivatives 
8  Active verbs :

Updated on 2023/01/19