Entry | 1 adirima |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Linguistics 4 Poetry |
Explanations in Malagasy |
5 fitoviam-peo isaky ny faran'andalana eo amin'ny tononkalo [1.13] |
Explanations in French |
6 rime [1.13] |
Examples |
7 Jasmina Ratsimiseta, mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra. [2.313#] |
Elementary words | 8 ady, rima |
Anagrams | 9 adirima, midaria |
Updated on 2023/12/09 |