|
|
|
|

Entry (1/3)1  vorondreo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  4  Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [1.1]
Explanations in French  5  oiseau au cri plaintif [1.54]
Examples  6  koa ny vorondreo no hafaro,
fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
7  Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895#]
Elementary words  8  vorona, reo
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  12  Proverbs containing the word vorondreo

Entry (2/3)13  vorondreo
Part of speech  14  noun
Vocabulary  15  Botany
Explanations in French  16  (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [Betsileo] [1.196]
Elementary words  17  vorina, reo

Entry (3/3)18  Vorondreo
Part of speech  19  name (toponym)
Vocabulary  20  Geography: towns
Elementary words  21  vorondreo
Tables and plates  22  Full list

Anagrams  23  Vorondreo, vorondreo, Vorondreo, vorondreo

Updated on 2024/07/26