|
|
|
|

Entry (1/3)1  vazimba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fasana efa ela tsy fanta-tompo [1.78]

Entry (2/3)4  vazimba
Part of speech  5  adjective
Explanations in Malagasy  6  Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1]
Derivatives 
7  Passive verbs :
Compound words 

Entry (3/3)9  Vazimba
Part of speech  10  name (ethnonym)
Vocabulary  11  History: clans, tribes
Explanations in Malagasy  12  Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1]
Compound words 
Phytonyms 
Titles 
Proverbs  16  Proverbs containing the word Vazimba

Anagrams  17  Vazimba, vazimba, Vazimba, vazimba

Updated on 2020/07/31