|
|
|
|

Entry1  Tanosy
Part of speech  2  name (ethnonym)
Vocabulary  3  History: clans, tribes
Explanations in Malagasy  4  Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [1.1]
Explanations in English  5  an islander; the name of a tribe on the south-east coast. [1.2]
Explanations in French  6  population de l'extrême sud-est de Madagascar (villes principales: Taolañaro, Manambaro, Fanjahira) [1.5]
7  population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Masihanaka et Mandrare (ville principale: Tolañaro) [1.5]
Proverbs  8  Proverbs containing the word Tanosy
Tables and plates  9  Dialectal words

Anagrams  10  antsoy, Tanosy

Updated on 2020/11/22