|
|
|
|

Entry (1/2)1  SeFaFi
Part of speech  2  noun (acronym)
Vocabulary  3  Organizations
Explanations in Malagasy  4  Fikambanana niforona tamin'ny volana Febroary 2001 ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena.

Tsy miankina amina antoko na iza na iza ny Fikambanana, ka izao no zava-kendreny :

  • Mamantatra sy mandalina ny olana eo anivon'ny fiarahamonina, indrindra ny mikasika ny demokrasia, ny Fanjakana tan-dalàna, ny fitantanana ny raharaham-pirenena.
  • Maneho ny heviny eo anoloan'ny zava-mitranga raha misy fisehoan-javatra amin'ny lafiny fiarahamonina na politika ka mety hanamarika ny ho avin'ny olom-pirenena
  • Mampiely ny vokatry ny fikarohana ataony.
[4.27]
Tables and plates  5  Acronyms

Entry (2/2)6  SeFaFi
Subtitle  7  Observatoire de la Vie Publique
Part of speech  8  name (newspaper)
Vocabulary  9  Publishers, newspapers
Publishings  10 

Updated on 2023/03/25