Entry | Rabevoina (ra-, be, voina) | |
Part of speech | name (anthroponym) | |
Explanations in Malagasy | Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona? [1.1] | |
Explanations in English | A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased. [1.2] | |
Examples | Hitan-tsikidy lahy izany Rabevoina maty teto izany.
[2.293] | |
Vocabulary | Forms of Address | |
Updated on 2020/07/31 |