|
|
|
|

Entry (1/2)1  anakandriana (anaka)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Antidahy [1.78]
4  Zanak' andriana [1.78]
Explanations in English  5  Petty princes among the various tribes [1.2]
Proverbs  6  Proverbs containing the word anakandriana

Entry (2/2)7  Anakandriana
Part of speech  8  name (anthroponym)
Vocabulary  9  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  10  Zavatra tsy hita maso ninoan' ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana eamin' Andriamanitra sy ny olombelona; ny anakandriana no voalaza ho nanindry mandry na nanoro hevitra ny mpimasy [1.1#72]
11  Zavatra tsy hita vatana, ninoan' ny Ntaolo ho "mpamoaka ny fitahian' Andriamanitra, aloalon' ny tany sy ny lanitra", ka nanaovan' ny olona hataka sy vavaka ary hasim-bola, ka nanome, hono, raha hitany fa mahatsara ny olona mangataka ny zavatra angatahiny [1.1#814]
Explanations in English  12  Supposed supernatural beings imployed as agents between God and man. See anakandriana [1.2]
Explanations in French  13  êtres surnaturels, censés habiter surtout dans les cavernes ; agents intermédiaires entre Dieu et les hommes, ils inspiraient tous les mpimasy (devins) [1.3#506]
14  [Malzac confond ici mpimasy et mpisikidy] [1.196]
Examples  15  Izany no atao hoe «Anakandriana|Ranakandriana na Anakandriana|Ranakandriana. [2.588]
16  tsindry ny ranakandriana, ary ny olona mpaminany mahalala koa: [2.48]
17  Izy no nampiditra ny fitondram-panjakana misy anakandriana sy Anakandriambe. [2.508#]
Other spellings  18  ranakandriana, ranakandriana
Tables and plates  19  Full list

Updated on 2022/05/03