|
|
|
|

Entry1  Alasora (ala)
Part of speech  2  name (toponym)
Vocabulary  3  Geography: towns
4  History: places
Explanations in Malagasy  5  Alantsora, ala be sora, no toa hevitry ny anarany (sora: biby toy ny sokina, saingy madinika, misoratra vony mitsoriadriaka). Ery amin-ny Asorotanin' i Antananarivo, atsinanana somary atsimo keliny, i Alasora, tazana tsara mierinerina, manamanana endrika izaitsizy, mavamavana erỳ an-dafin-ny ony Ikopa. Tanàna tena mana-tantara eto amin-ny Nosy i Alasora, tranainy be, efa tao hatramin-ny 400 taona mahery, nalaza talohan-Ambohimanga sy Antananarivo... [1.10]
Explanations in French  6  petit village à 6 km au sud-est de Tananarive, qui fut, d'après la tradition, un des berceaux de la dynastie merina, puisque c'est là que régna, vers 1540, le troisième roi historiquement connu, Andriamanelo ainsi que son fils Ralambo... [1.11]
Examples  7  Hoy Antananarivo izahay mbola zaza
hoy alasora izahay mbola kely
ny anaran'ity lambako ity
lamba-malemy-tsy-akopakopaka
[2.131]
8  Ary Rafohy niteraka an'Andriamanelo etsy alasora. [2.48]
9  Blanche, blanche l'orchidée au col de la colline d'Alassour!
La pivoine embrase les sentiers sous les feux des couleurs immémoriales.
[2.466]
Elementary words  10  ala, sora
Proverbs  11  Proverbs containing the word Alasora
Tables and plates  12  Full list
Illustrations 
13 
14 

Updated on 2021/10/23