Entry | 1 zipo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Akanjombehivavy mandrakotra ny valahana no ho midina ka hatreo ambony na ambany lohalika arakaraka ny lamaody. [1.1] |
Explanations in English |
4 a skirt [1.7] |
Explanations in French |
5 jupe [1.8] |
Examples |
6 ary zipo roa no nampombaina azy. [2.59#] 7 Tsy ampy hivi-dianana zipo tapaka akory! [2.499#] |
Vocabulary |
8 Economy: clothing |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 pizo, zipo |
Updated on 2024/09/08 |