Entry | 1 zioga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 an ox-yoke [1.7] |
Explanations in French |
4 joug [1.8] |
Examples |
5 Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina. [2.472] |
Vocabulary |
6 Economy: breeding, farming |
Derivatives |
|
Other spellings | 9 jioga |
Article |
10 Randzavola: zioga ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 11 giazo, zioga |
Updated on 2022/07/18 |