Entry | 1 zihitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toetran' ny zavatra mibontsina, midibadiba, mizihizihy, mivonto ho ngeza; vozihitra 4 Toetran' ny olona mihenahena tsy miteny [1.1] |
Explanations in French |
5 L’état de ce qui est gonflé, bouffi, ballonné, dilaté 6 figuré: l’action de rester muet, sans bouger, comme une pierre [1.3#873] 7 gonflement [1.20] |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 hizitra, zihitra |
Updated on 2023/02/24 |