|
|
|
|

Entry1  zezefana
Root  2  zezika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Asiana, velezina, darofana: Nozezefany ny kanonta ilay mpangalatra ka raha tsy ankona tsy nahahetsika tsy navelany [1.1]
Explanations in French  5  Qu’on frappe à coups redoublés: Nozezefana ny langilangy izy ka saika maty (On l’a frappé à coups redoublés avec un gros bâton et il était à demi mort) [1.3#872]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10  zezehana#mg.pv

Updated on 2023/02/20