|
|
|
|

Entry1  zendana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Gaga tsy mahateny fa kehana foana amin' ny fahitana zavatra iray tsy nampoizina eo amin' ny toetrany; talanjona; mitampimbava: Zendana aho nahita ilay vy be an-taonina maro misosa miakatra eny amin' ny habakabaka [1.1]
Explanations in English  4  astonished [1.7]
Explanations in French  5  ébahi; étonné [1.8]
Examples  6  Ka taitra ny trondro, zendana ny voay. [2.576]
Derivatives 
7  Adjectives :

Updated on 2020/07/31