Entry | 1 zana-bola |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana ny vola aloan' ny mpisambotra ambonin' izay nosamboriny |
Explanations in English |
4 [1.7] interest on money lent out |
Explanations in French |
5 [1.8] intérêt de l'argent prété 6 [1.13] intérêt |
Examples |
7 [1.384#] Ny tahan' ny zanabola fanefana ny taratasimbolam-panjakana amin' ny ankapobeny dia tombanana ho. 8 [2.470#] Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. |
Vocabulary |
9 Economy: finances, management |
Elementary words | 10 zanaka, vola |
Compound words |
|
Article |
12 Randzavola: zana-bola ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |