|
|
|
|

Entry1  Zafimaniry
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3  Zanapoko betsileo, monina amin' ny faritra atsinanan' Ambositra (firaisam-pokontany Antoetra sy Ambohimitombo) malaza amin' ny fahaizan' ny mponina asa sokitra hazo sy vato izay ahavitany fanaka sy sary voakaly izaitsizy [1.1]
Explanations in French  4  Sous-tribu particulièrement intéressante du centre-est de Madagascar, occupant le rebord supérieur de la falaise à l'est de la région d'Ambositra... Les villages, preque tous construits sur les hauteurs, sont en bois... [1.11]
Vocabulary  5  History: clans, tribes
Compound words 

Updated on 2023/08/16