Entry | 1 vovoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka 4 Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy [1.1] |
Explanations in English |
5 dust [1.7] |
Explanations in French |
6 poussière [1.8] 7 poussière, poudre [1.13] |
Examples |
8 Ato no irarahany ho vovoka! [2.499] 9 Fa ny aina dia nindramina, ka ho vovoka ny tena! [1.272] 10 Jereo ireto vovoka vonivony amin' ny feko ireto. [2.332] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word vovoka |
Updated on 2023/06/26 |