|
|
|
|

Entry1  vorombola
Elementary words  2  vorona, vola
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Vorona iray fianakaviam-be amin' ny akoho sy ny vorontsiloza, misy volony marevaka, indrindra ny lahy, izay manan-drambo mahazo misandrahaka ka mivelatra toy ny kodiarana [1.1]
Explanations in French  5  peacock [4.22]
6  paon [1.54, 4.22]
Vocabulary  7  Zoology: birds
Article  8  Randzavola: vorombola ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
9 

Anagrams  10  rombovola, vorombola

Updated on 2023/01/01