Entry | 1 voromailala |
Elementary words | 2 vorona, mailala |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana) [1.1] 5 vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [1.62] |
Explanations in English |
6 a dove, a pigeon [1.2] |
Explanations in French |
7 pigeon, colombe [1.3] 8 pigeon [1.54] |
Examples |
9 Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy. [1.437#] |
Vocabulary |
10 Zoology: birds |
Other spellings | 11 voromahailala |
Compound words |
|
Article |
13 Randzavola: voromailala ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/10/26 |