|
|
|
|

Entry1  vonjivonjena
Part of speech  2  passive verb
Explanations in English  3  [1.7] to be rescued in a hurry; to be attended to in a hurry
Explanations in French  4  [1.8] qu'on secourt à la hâte; dont on s'occupe d'urgence
Examples  5  [2.472#] vonjivonjena ny fotoam-piasana, fa ny tokony hatao amin' ny vanin-taona anakiray, na inona na inona miseho, tsy maintsy vitaina
6  [2.436#] Ny fotoana famangiana ny mpitera-bao dia tsy mba vonjivonjena, ary na dia efa niala amin' ny fifanana aza ny mpitera-bao dia mbola misy mpamangy ihany
Root  7  vonjivonjy
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2024/12/11