Entry (1/2) | 1 vombo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitra [1.1] |
Explanations in English |
4 the mane of a horse, the bristles on a pig's back [1.2] |
Explanations in French |
5 crinière du cheval, les soies, les poils du cou des animaux [1.3] |
Examples |
6 Moa manome hery ny soavaly va ianao, na manarona vombo mihofahofa ny vozony? [2.996#] |
Vocabulary |
7 Zoology: (in general) |
Synonyms | 8 vombona, vovona |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 vombo |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Ny riran-damosin' ny hazandrano [1.1] 13 taovam-pivoizan'ny trondro [1.13] |
Explanations in French |
14 nageoire [1.13] |
Vocabulary |
15 Zoology: (in general) |
Updated on 2023/06/06 |