|
|
|
|

Entry (1/2)1  volavola
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary
Explanations in English  4  [1.7] cooked rice made into a ball for a journey
Explanations in French  5  [1.8] riz cuit mis en boules pour un voyage
Root  6  vola
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Analogs  12  vinavina

Entry (2/2)13  volavola
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana
Explanations in French  16  [1.13] projet; conception
Examples  17  [1.320#] Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona.
Root  18  vola
Titles  19  Volavolan-dalampanorenana : Project de Constitution (Fanjakana Malagasy)
20  Volavola ranomaso (Ny Onja (Andriamboamonjy Benjamina Ranaivo))

Anagrams  21  lavavolo, lavolavo, lovalova, valovalo, volavola

Updated on 2025/04/19