Entry | 1 volafolo |
Elementary words | 2 vola, folo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 anaram-bola mitovy vidy amin'ny ariary roa sy loso [1.1] |
Explanations in English |
5 ten shillings, two and a half dollars. [1.2] |
Examples |
6 ladiam-boamena, itsaram-bolafolo (misy vola voamena, ohatra, iadiana any amin' ny fitsarana, nefa ny vola lany amin' ny fitsarana volafolo - ariary roa sy loso [2.436#] |
Updated on 2023/05/18 |