Entry | vokoka | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Miforitra ohatra ny volantsinana, manantsika: Hazo vokoka no novidinao ka tsy azo ampiasaina Enti-milaza olona miforitra ny hazondamosiny ka zary mikainkona izy: Rafotsibe vokoka [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Bent over, stooped [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Courbé, voûté [1.8] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Entry | vokoka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fivohitry ny hazon-damosina [1.13] | |||||||||||||||
Explanations in French | Cyphose [1.13] | |||||||||||||||
Vocabulary | Health | |||||||||||||||
Anagrams | kovoka, vokoka |
Updated on 2020/07/31 |