|
|
|
|

Entry1  vokisana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona?
Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra
Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka
Explanations in English  4  [1.7] to be satisfied with food
to be subverted
Explanations in French  5  [1.8] qu'on rassasie
qu'on incite à la révolte
Root  6  voky
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  nasaviko, nasivako, nisavako, sinavako, sinavoka, vokisana

Updated on 2025/01/21