Entry | 1 voin-kava-mahatratra |
Elementary words | 2 voina, havana, mahatratra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 izay fahavoazana mahazo ny havana mahazo ny tena koa [1.1] 5 [2.653] |
Explanations in English |
6 concern for others' afflictions [1.7] |
Explanations in French |
7 on ressent les souffrances des autres [1.8] 8 malheur d'un parent peut vous atteindre aussi: il faut ĂȘtre solidaire [1.5] 9 Le malheur qui atteint les parents vous atteint aussi. [2.165] |
Examples |
10 Voin-kava-mahatratra Nanolotra 585.964.840 Ariary ny Indiana [5.mg.http://tiatanindrazana.com/actualites/voin-kava-mahatratra-nanolotra-585.964.840-ariary-ny-indiana-2015-04-15-17412.php] 11 Voin-Kava Mahatratra taorian'ny voina nateraky ny fandalovan'ny rivodoza Haruna [5.mg.https://mg.globalvoices.org/2013/02/28/46289/] 12 Tsy nanadino nisaotra ny vahoaka Malagasy tonga namaly ny antso ny Praiminisitra tamin' ny fanomezana fanampiana na voin-kava mahatratra izay notanterahana tetsy Anosy ny Sabotsy faran' ny herinandro teo. [5.mg.http://www.eventsmada.com/122-voin-kava-mahatratra-namaly-ny-antso-ny-malagasy] |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word voin-kava-mahatratra |
Updated on 2023/05/23 |