Entry | vodivoampelatanana (vody, voa, felatra, tanana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Halavan-drefy mitovy amin' ny haben' ny felatanana iray manontolo apetraka mihohoka; ny sakan' ny felatanana. Ny vodivoampelatanana dia mitovy amin' ny voantondro dimy [1.1] | |
Explanations in French | La largeur de la paume de la main. [2.415] | |
Examples | Toy izao avy no fìlaza ny refy mahery: refy sy voatondro iray, roa, telo, efatra, refy sy vodivoampelatanana, refy hondry, refy sy vehana, refy sy hakiho refy sy hamaton-tsandry refy sy tovo-tsandry refy sy ampamelomantokana refy sy mamakitratra refy sy ampamelomandroa refy sy manindao.
[2.436] | |
Vocabulary | Space | |
Updated on 2022/10/30 |