Entry | 1 voatiry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny ilazana ny fiara taritin-tsoavaly, mitondra olona sy entana [1.1] |
Examples |
4 Asainy haroso amin' izay ny voatiry tarihin-tsoavaly efa vonona. [2.470] |
Vocabulary |
5 Transportation |
Anagrams | 6 ivaroty, voatiry |
Updated on 2020/07/31 |