|
|
|
|

Entry1  voana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: (in general)
Explanations in Malagasy  4  karazana biby tsy manana hazon-damosina [1.13]5  renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [Bezanozano+Tanala] [1.78]6  bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [Sihanaka] [1.78]
Explanations in French  7  insecte [1.13]
Compound words 

Anagrams  9  avona, ovana, ôvana, vaona, vaoña, voana

Updated on 2020/07/31