|
|
|
|

Entry1  voalohandohany
Part of speech  2  adverb [Full list]
Examples  3  [2.270#] Nahavelona fanantenana marina, tamin' ny voalohandohany, Radama.
4  [2.436#11] Sosoa be rano ny sakafo omena ny mpifana amin’ ny andro voalohandohany
5  [2.356#] Tamin' izany no nidiranay voalohandohany tamin' ireny trano fisakafoana ireny.
6  [1.436#33] Ary tamin' ny Andriana voalohandohany no nisy nampirafy andriambavy sy tamin' ny vahoaka ka nony niteraka dia natao hoe Hova (efa niova) ny zanany fa tsy andriana intsony.

Updated on 2024/12/10