Entry | 1 voageja |
Root | 2 geja |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 tsy afa-mihetsika, tsy afa-mikofoka fa voatazona mafy [1.13] |
Explanations in English |
5 same as voagehy [1.2] |
Explanations in French |
6 serré, étreint, contraint [1.3#196, 1.13] 7 retenu [1.3#196] 8 serré, étreint, contraint [1.13] |
Examples |
9 voageja manodidina aho sady tery. [2.643#183] 10 Voahosy tsy afa-miarina, ary voageja tsy afa-mikofoka. [2.296#143] |
Synonyms | 11 gineja |
Updated on 2023/08/16 |