Entry | 1 voafora |
Root | 2 fora |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely [1.1] |
Explanations in English |
5 circumcised [1.2] |
Explanations in French |
6 circoncis [1.3#186] |
Examples |
7 Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo. [1.353] |
Vocabulary |
8 Health |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 finora |
Analogs | 11 voadidy foitra, nodidiam-poitra, voasikina, nosikinana, voatsongo, notsongoina, voalehilahy, afa-trosa, vita hasoavana |
Updated on 2023/01/20 |