Entry | 1 vizaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova 4 Reraka, osa [1.1] |
Explanations in English |
5 tired; weary or cramped from holding one position [1.7] |
Explanations in French |
6 Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3] 7 las, fatigué [1.8] |
Examples |
8 Efa vizaka hianao ry Idada fa aoka hampiako. [2.332] 9 Ireto tongony efatra anefa, hoy izy, dia fingotra bontolo be daholo tsy mataho-batokely akory, sady tsy mba mety vizaka. [1.281] |
Derivatives |
|
Synonyms | 14 vizana |
Anagrams | 15 kivaza, vazika, vizaka |
Updated on 2020/07/31 |