|
|
|
|

Entry1  vivery
Elementary words  2  vy, very
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary izay tonga zakaina: Manao vivery mihitsy Rangahy io [1.1]
Examples  5  Tena tovolahy tokoa, ary sahy manao vivery. [2.928#]
6  Ary na nandresy aza ny hery manampy anay, nisy vivery nataony tao sy nisy fandonana nihatra taminy tamin' izany. [2.472#]
Other spellings  7  vy

Updated on 2023/12/18