Entry | 1 visavisaina |
Root | 2 visavisa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tanisaina, lazaina tsirairay: Tsy hay hovisavisaina ny zavatra rehetra nataony 5 Lazaina hatramin' izay antsipiriany madinika indrindra: Visavisao ary ny dia nataonao tany an-drenivohitra [1.1] |
Explanations in English |
6 to be described minutely, to be enumerated [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on décrit ou énumère minutieusement [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |